• Zoma 18 Oktobra 2024
Antenimierampirenena. Tena hiady ho an’ny vahoaka sa andrim-panjakana saribakoly ?

Ankoatra ilay fihaonana nikaton-trano tamin’ny Minisitry ny fitantanam-bola izay tsy nisy akony,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Oktobra 2024
Fanesoana vahoaka ao anatin’ny fahantrany. Homena mivantana na atao vola ny « 4x4 »-n’ny depiote…

Tsy nisy nipika ny fihaonana mikaton-trano teo amin’ireo depiote sy ny Minisitry ny fitantanam-bola Rtoa Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Oktobra 2024
ANKASINA 67Ha. Hiara-hiasa amin'i Tahina Razafinjoelina ny TMS

Anisan’ireo fikambanana resy lahatra ny amin'ny vinan'ny Tahiana Razafinjoelina (TR) ny Tanora Miharisoa 67 ha

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Oktobra 2024
Krizy ara-bola, ara-toekarena, ara-tsosialy. Tratry ny kenda roroka, tapi-dalan-kaleha ny fitondrana…

Mihamafy ny tsindry ho an’ny Fitondrana Rajoelina na efa mafy aza ny vesatra eo anatrehan’ny krizy ara-tsosialy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Oktobra 2024
Fiadiana ny tombotsoan’ny depiote…. Ampanantsoina hivory mikaton-trano ny Minisitry ny vola anio

Mafampana hatrany ao Tsimbazaza ao anatin’izao fivoriana ara-potoana eo anivon’ny Antenimierampirenena izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Oktobra 2024
NITENY NY AMBANY TANANA. « Izahay tsy atao sôsety intsony fa mila olona tena miasa hampivoatra anay »

Aok’izay, tsy atao sosety, tsy atao lafika izany intsony , tsy atao tohatra fiakaana izahay ambany tanana fa mila olona tena hitondra ny fanovana,

Hamaky ny tohiny
FTT