FAMPIELEZAN-KEVITRA AO AMPITATAFIKA

Ity no tsara indrindra hoy ny Kandida Rado


  • Alarobia 27 Novambra 2024

Ity no fampielezan-kevitra tsara indrindra hatramin’izay nanaovany hoy ny Kandida Ben’ny tanana Rado Ramparaoelina

ao amin’ny Kaominina Ampitatafika. Tena vahoakabe hatrany mantsy ireo tonga manotrona azy ka anisan’izany ny tao Morarano, Fokontany Atsimombohitra, afak’omaly Alatsinainy 25 Novambra folakandro. Nambaran’ity Kandida laharana voalohany eny Ampitatafika ity araka izany fa mbola tena tian’ny olona izy ary malalakabe ny lalana. Mikasika ireo manao vava ratsiny aminy milaza fa higafibe kosa raha lany mpanolon-tsaina izy dia nambaran’ny Kandida Rado fa tsy izao izy vao Ben’ny tanana ka hatahotra izany. Efa Ben’ny tanana feno traikefa ny aty ka tsy matahotra. Asaiko mihitsy izay mpanolontsaina lany nilaza izany mba tena higafy faran’izay tratrany ahitako ny heriny. Tsy niahotra mihitsy ny Kandida Rado Ramparaoelina namaly izany omaly.
Pati
Legende : Marobe tahaka izao hatrany ireo olona manaraka ny fampielezan-kevitry ny Kandida Rado Ramparaoelina !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT