• Zoma 29 Novambra 2024
Asa fa tsy rendrarendra. Mahafaly ny mponina ny fahavitan’ireo fotodrafitrasa natolotr’i Tahina

Anisan’ny fotokevitra ijoroan’i Tahina Razafinjoelina ny hoe « ny olombelona aloha ».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Novambra 2024
KAOMININA ALASORA. Maika ny famahana ny olan’ny rano, ny sosialim-bahoaka

Tena maika ny famahana ny olan’ny rano ao anatin’ny Kaominina Alasora hanalana fahasahiranana ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Novambra 2024
Dama Mahaleo. « Mahavelom-bolo ny fijoroana sy fanovana entin’i Tahina »

efa nijoro aho tamin’ny hetsika fotsy, tsy nisy naniraka na niantso fa nenjehin’ny feon’ny fieritreretana hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Novambra 2024
Ampamoakan’i Tahina Razafinjoelina. Hamarinin’ireo ela nietezana tao amin’ny TIM hatrany

Nanomboka tamin’ny nanapahan’ny ben’ny tanàna teo aloha sady mbola kandidà ho ben’ny tanàna ao Ivato

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Novambra 2024
Antenimierandoholona. Niporitsaka ny dosie, fiara 16 tsy voaloa vola !

Niporitsaka teny amin’ny tambajotran-tserasera nanomboka omaly ny taratasy avy amin’ny orinasa mpivarotra fiara vaovao dia ny Auto Diffusion tamin’ny alalan’ny Tale misahana ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Novambra 2024
Politika sy fiainam-pirenena. Fanovana ngezabe ny fahasahiana miteny ny marina

Averiko foana ! Tsy miresaka momba ny fiainana manokana ny aty. Ary ny ampamoaka noresahana dia politika

Hamaky ny tohiny
FTT