• Talata 15 Oktobra 2024
Fifidianana eto Antananarivo. Kandida 2 no efa mangataka hisian’ny adihevitra

Stratejika ny fifidianana ben’ny tanàna eto Antananarivo amin’ny maha renivohitr’i Madagasikara azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Oktobra 2024
Fanjakana Rajoelina. Lany andro midoka sy miantehitra vahiny, miantso mpibizina…

Raikitra indray ny fidokafana vahiny andrandrain’ny fitondrana na ny Filoham-pirenena hitondra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Oktobra 2024
Lahatra Andriamahatsangy. «Tsy maintsy avy amin’ny mpanohitra no ilain’Antananarivo!»

Raha resaka olona no ho resahana mialohan’ny resaka praograma momba an’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Oktobra 2024
RANDRIANOMENJANAHARY William. Mbola vonona hampandroso an’Itaosy

Mbola vonona hampandroso ny Kaominina Itaosy, distrikan’Antananarivo Atsimondrano Randrianomenjanahary William,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Oktobra 2024
Fitondrana mpampiesona…. Hitondra vahaolan’ny jiro sy rano hono ny Filoha anio !

Hitafa amin'ny vahoaka malagasy tsy ho ela ny filoha Rajoelina hitondra vahaolana amin'ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Oktobra 2024
Fanehoan-kevitr’i Paul Rabary. «Tahina no mpanohitra tokony ho tsara toerana handimby an-dRavalo!»

Ny fanaovana politika dia tena mila kajy, hoy ny mpahaifiarahamonina politika sady filohan’ny antoko politika Ny Fireneko, Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
FTT