• Alakamisy 24 Oktobra 2024
Tahina Razafinjoelina. «Asehonay fa izao aza izahay mahavita mainka fa ben’ny tanàna »

Lasa roritina any amin’ny politika miiba sy mirefarefa ny asa sy fitsinjovana ireo vahoaka eto Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2024
Vinan’i Lolitah Rasoarimanana ao Ambavahaditokana. Hifantoka amin’ny fampianarana sy fanofanana ara-kasa

Mponin’Ambavahaditokana aho, hoy ny kandida ho ben’ny tanàna mitondra ny laharana voalohany na n°1

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2024
Kandida Feno Sisi. Vonona hitondra fanovana ho an’Andoharanofotsy

Kandida ben’ny tanàna atolotry ny Antoko Tia Tanindrazana ao amin’ny Kaominina Andoharanofotsy i Feno Sisi na Doda.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Oktobra 2024
Tahina Razafinjoelina. "Avelao ny olona hiasa fa aza sakantsakanana"

Misy zavatra mampalahelo niseho eny anivon'ireny faritra anaovanay asa ireny, hoy i Tahina Razafinjoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Oktobra 2024
Bizina avo lenta…. Homena ny arabo ny 2000ha amin’ny Nosy Mitsio ?

Herinandro taorian’ny nandraisana ny an’ilay mpandraharaha emirati Mohamed Alabbar Filoha Mpanorina ny Emaar Group teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2024
Tsy bado intsony ny mpifidy !. Tsy finiavana hitsikera sy hitanisa ireo zavatra miiba eto amin’ny Firenena,

fa kosa tsy azo atao ny mangina sy mikipy eo anatrehan’izao fahapotehana maro lafy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT