• Zoma 14 Aogositra 2015
Politique.Faneva Rahodina Mazava ny vokatra vonjimaikan’ny fifidianana teo

Iny voka-pifidianana kaominaly vonjimaika navoakan’ny Ceni-T iny dia nahafahan’ny mpanao politika nandray lesona ary mamaly ilay olana nisy teo amin’ny Mapar sy ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2015
Politique.Resy tamin’ny fifidianana Miady an-trano ny samy HVM

Tafakatra hatreny amin’ny haino aman-jery ny disadisa anatiny eo amin’ny samy HVM ao Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2015
Politique.Rafolisisoa Hanitriniala UNMDH

Tsy manan-jo hitsara fitoriana sy fitarainana ny Cenit “Nilamina tanteraka ny famoahana ny voka-pifidianana vonjimaika nataon’ny Cenit tety Alarobia androany alarobia 12 aogositra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2015
Politique.Fitsarana ny ady amin’ny fanjakana Toamasina

Fitoriana 239 no voarainy, an’ny Faritra Atsinanana ny 115

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aogositra 2015
Politique.Namoaka vokatra ny CENI-T Mitohy ny fandresena

Namoaka vokatra vonjimaika ny sampana manokana isam-paritanin’Antananarivo omaly. Mbola mitarika ny kandidan’ny antoko TIM izay sady nahazo mpanolotsaina 31 ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aogositra 2015
Politique.Resy tao Alarobia indray i Josephine Hiongo-bolo ihany i Rossy

Vao manomboka dia nitsimbadika ny voka-pifidianana tao amin’ny Kaominina Alarobia, Distrikan’i Manjakandriana, na mbola vokatra vonjimaika aza

Hamaky ny tohiny
FTT