• Alatsinainy 11 Novambra 2024
Viravirain’ny TGV hatrany ny lalàna. Hitazam-potsiny ny CENI, HCC, HCDDED,…

hiha mafana ny hazakazaka ara-politika amin’izao herinandro mahery mialohan’ny hirosoana amin’ny fifidianana izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2024
Mitady izay hamaharana Rajoelina. Olana eran-tany, sabôtazin’ny Jirama, fanakorontanana…

Nailika any amin’ny olana eran-tany indray ny olan’ny jiro sy rano, ka ekena fa efa mandalo haintany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2024
Tahina Razafinjoelina. "Aza manaiky ambakaina, asa ihany no mampandroso"

Nisy ny fomba efa nahazatra teto hatramin'izay dia ilay mametraka kely sy mizarazara zavatra kely rehefa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2024
Hary Razafindrazaka. «Avy indray ireto mpisolelaka manara-penitra fitondrana»

Rehefa avy namotika ny asan’ny vahoaka, namotika ny fitaovan’ny vahoaka ny jiro tapatapaka ka azo lazaina hoe

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2024
Tahina Razafinjoelina. « Ny fifohazantsika rehetra no hitondra fanovana »

Tsotra, asa no ataonay, ary eo anatrehan’ny hoe : afaka ny hifaninana amin’ireo lazaina fa hery politika matanjaka dia betsaka no nampanantena tamin’ireny,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2024
Fampanantenana poakatin’ny fitondrana. Zary lasa fahazaram-bahoaka!

Efa toy ny lasa tsy maha rototra intsony ankehitriny fa zary lasa fahazaram-bahoaka ny fampanantenana

Hamaky ny tohiny
FTT