Fampidirana olona vaovao hifidy

Tena voafehy ara-potoana sy ara-materialy ary mangahara ve ?


  • Alarobia 04 Desambra 2024

Hifarana anio alarobia 4 desambra ny fanomezana « attestation de non inscription sur la liste électorale »

na ny taratasy fanamarinana ny tsy maha ao anaty lisi-pifidianana eny anivon'ny rantsamangaikan'ny CENI hanaovana « Ordonnance ». Raha ny ara-potoana sy ara-materialy, ho tratran'ny CENI ara-potoana ve ny hanome ny isan'ireo mpifidy vaovao nampidirina amin’ny alalan’ny « Ordonnance » sy ny hahatongavany eny anivon'ny Fokontany ? Toy ny isan-taona dia misokatra ny 01 desambra ny fanavaozana ny lisi-pifidianana na ny RALE (Révision Annuelle de la Liste Électorale) ka tsy maintsy nirosoana ve ity henjikenjika mampanahy ny kandida sy olom-pirenena maro mba hahafahan’ireo olona efa tsy tafiditra tao anaty lisitra nifarana ny 15 mey ity dia any amin’ny fifidianana manaraka izy ireo no mifidy? Tena hampisitraka ny zon’ireo olona tokony ho mbola ho afaka hifidy tokoa ve no tanjona sa sanatria kajy goavana hampandaniana kandida manokana ? Hisy ve ny fangaraharahana mikasika ny lisi-pifidianana toy ny fitakian’ny kandida maro ny fahazoana sy famoahana izany ho fanta-bahoaka ?
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT