• Alakamisy 21 Aprily 2016
Politique.Elysée Ratsiraka Nifandramatra tamin’ny mpanolotsain’ny tanàna

Tsy nitsitsy fitenenana ny ben’ny tanànan’i Toamasina Elysée Ratsiraka vao nahazo nandray teny nandritra ny fivoriana nampanantsoin’ireo mpanolotsaina azy omaly tao amin’ny lapan’ny tanàna. Izaho dia olom-boafidy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2016
Politique.Raharaham-pirenena Hihaona Rajoelina sy Ravalomanana ?

Manoloana ny toe-draharaha politika miseho ankehitriny dia re fa mety hihaona i Marc Ravalomanana sy i Andry Rajoelina ato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2016
Politique.Andriantiana Jacques Ulrich Tsy tafavoakany tao anaty “lisitra B” ny Air Mad

Niendaka tamin’ny toerana maha minisitry ny fizahantany sy ny fitaterana ary ny famantarana ny toetr’andro azy ihany i Andriantiana Jacques Ulrich fa tsy vitany ny nanala ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2016
Politique.Jeneraly Rakotozafy Dominique Antony ara-pahasalamana no nialany

Hanohy ny ezaka efa natomboky ny teo aloha amin’ny ady amin’ny firongatry ny asan-dahalo sy ny ady amin’ny kolikoly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2016
Politique.Kilasin’ny voatampim-bava Iray lisitra i Roland Ratsiraka sy Rabenirina Jean Jacques

Politika gasy ! Mitabatabà raha te hahazo toerana. Voaporofo indray izany tamin’io fananganana governemanta vaovaon’i Solonandrasana Mahafaly Olivier io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2016
Politique.Antenimierandoholona - Territoire de la Côte Ouest Nifanakalo traikefa

Fifanakalozana traikefa anivon’ny fitsinjaram-pahefana na “decentralisation”, eo amin’ny samy Nosy,

Hamaky ny tohiny
FTT