• Alarobia 11 Mey 2016
Politique.Anio tolakandro no hiatrika ny mpanao gazety eny Iavoloha ny sekretera jeneralin’ny firenena mikambana sy ny filoham-pirenena Malagasy.

Mandritra izany no hahafantarana misimisy kokoa ny tena antony nanasan’ny fanjakana Malagasy an’i Ban Ki Moon ho avy eto. Ary rehefa tonga eto izy dia inona no vokatra azo tsapain-tanana ho an’i

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Mey 2016
Politique.Afera Boaderozy Hiatrika fitsarana Rajaonarimampianina ?

Hiondrana any Singapour ny alarobia 18 mey ho avy izao ny filoha Hery Rajaonarimampianina sy mpikambana vitsivitsy ao amin’ny governemanta,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Mey 2016
Politique.Andry Rajoelina Ho avy tsy ho ela ?

Milaza hiverina eo amin'ny fitondrana tsy ho ela indray, hono, ny filohan'ny HAT, Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Mey 2016
Politique.Governemanta Mahafaly Olivier Hamaha ny olana ara-tsosialy ao anatin’ny 3 volana

Tsy maintsy manana tondrozotra ny minisitra tsirairay mpikambana ao anatin’ny governemanta, hoy ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Mey 2016
Politique.Praiminisitra Solonandrasana Efa miala bala sahady

Mbola manavao ny asany tokoa ve ? Nanaboribory resaka fotsiny nandritra ny fanatrehany ny solombavambahoaka teny Tsimbazaza omaly alatsinainy raha namelabelatra ny fomba hanatanterahany ny politika ankapoben’ny fitondram-panjakana ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Mey 2016
Politique.Ban Ki-moon Hiady varotra ny îles éparses ?

Maro amin’ny mpandinika ny raharaha politika iraisam-pirenena no resy lahatra fa tonga handresy lahatra ny fanjakana malagasy hamela ho an’i Frantsa ny “îles éparses” no foto-dian’i Ban Ki-moon aty Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT