- Talata 26 Jolay 2016
Politique.Raharaha 26 jona Afenina indray ve ny marina ?
Feno iray volana katroka anio ny fipoahana nahafatesana olona 3 sy naharatrana 84 hafa ny takarivan’ny 26 jona nandritra ny
Hamaky ny tohinyFeno iray volana katroka anio ny fipoahana nahafatesana olona 3 sy naharatrana 84 hafa ny takarivan’ny 26 jona nandritra ny
Hamaky ny tohinyNoho ny fifampitoriana misy eo amin’ny roa tonta dia tsy maintsy hihaona ihany ary hifanatrika ny depiote Naivo Raholdina sy Atoa Jean Nirina Rafanomezantsoa filohan’ny fiarahamonim-pirenena Hafari Malagasy.
Hamaky ny tohinyNa ny vahiny nipetraka ela teto na ny teratany ihany koa dia samy tokony hojerena avokoa ao anatin’ny fampihavanam-pirenena raha ny hevitry ny minisitry ny asa vaventy teo aloha Tabera Randriamanantsoa teny amin’ny Panorama Andrainarivo ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyTsy nisy nihevitra mihitsy ny hahalany ho filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara an-dRajaonarimampianina Hery taorian’ny fihodinana faharoan’ny fifidianana filoham-pirenena ny volana desambra 2013.
Hamaky ny tohinyFotoana sarobidy loatra amin’ny tokony hisian’ny fitoniana eto amin’ny firenena izao vanim-potoanan’ny fanadinam-panjakana ataon’ireo zanatsika izao
Hamaky ny tohinyHatezerana ny an’ny olona teny Ambohidahy-Ankadindramamy nanoloana ny fihetsiky ny solombavambahoaka avy amin’ny vondrona MAPAR, Naivo Raholdina
Hamaky ny tohiny