Politique

Fiainan’antoko Feno 60 taona anio ny PSD


  • Alarobia 28 Desambra 2016

28 desambra 1956 - 28 desambra 2016 : feno 60 taona katroka ny antoko PSD (Parti Social-Démocrate)


, izay niforona tao Mahajanga tamin'izany fotoana. Mirary taona sambatra ho an'ny vahoaka Malagasy tsivakivolo ny Sekretera nasionalin'ny antoko PSD Bezaza Marie Eliana, noho izao tsingerintaona manan-tantara izao ary manantena ny fiaraha-miasa mba hitsinjovana ny firenena malalantsika toy ny tamin'ny nitondran'ny filoha mpamorona ny antoko, Philibert Tsiranana. Nilaza Rtoa Bezaza Marie Eliana fa « misokatra ho an'ny Malagasy rehetra tia tanindrazana ny antoko PSD”. “Ho ela velona ny antoko PSD, ho ela velona anie i Madagasikara tsy amidy tsy atakalo, ambelao somain-jafy !”, hoy izy.

 

Jean D.

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT