- Alakamisy 11 Mey 2017
Politique.Fampihavanana Malagasy Tsy ilaina mpanao politika
Mitotongana tanteraka ny fiainam-pirenena. Mihamahantra ny vahoaka Malagasy ary mitombo hatrany ny elanelan’ny manana sy ny sahirana eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyMitotongana tanteraka ny fiainam-pirenena. Mihamahantra ny vahoaka Malagasy ary mitombo hatrany ny elanelan’ny manana sy ny sahirana eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNaneho ny alahelony mikasika ny fisamborana natao tamin’ny mpanao gazetin’ny radio Jupiter, Fernand Cello, ny mpanolotsain’ny praiminisitra, Paolo Emilio Raholinarivo Solonavalona,
Hamaky ny tohinyFeno 45 taona amin’ny alahady ny fahatsiarovana ny tolon’ny 13 mey 1972. Tantara tsy fanadino izany, hoy ny antoko Vahoaka Miray, tamin’ny alalan’ny sekretera jeneraliny, Gaby Vakiniadiana.
Hamaky ny tohinyTsy misy resaka fitsipaham-pitokisana izany ato amin’ny antenimieram-pirenena amin’izao ora sy fotoana iresahantsika izao, hoy ny filohan’ny antenimieram-pirenena Jean Max Rakotomamonjy omaly teny Tsimbazaza raha niresaka tamin’ny mpanao gazety izy.
Hamaky ny tohinyMaro ny zavatra tsy hampoizina mety hiseho mandra-pahatongan’ny tena fotoana hanaovana ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 2018, ka efa manomboka miseho tsikelikely amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyAntomotra ny fotoana hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny taona 2018, saingy mbola maro ny zavatra mifamahofaho ao anatiny.
Hamaky ny tohiny