• Alarobia 16 Aogositra 2017
Politique.TIM Faritra Atsimo Andrefana Niresaka mivantana tamin’i Marc Ravalomanana

Nivory tao amin’ny Magro Toliara ny TIM any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana notarihan’ny REG TIM, Sazalahy Tsianihy ary nahitana an’ireo biraon’ny DIS TIM Toliara I,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Aogositra 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Manambitamby ny FJKM

Mila mijoro ny lehilahy kristianina ary ny lohalaharana dia ny fampandrosoana ny fiangonana sy ny firenena, hoy ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Aogositra 2017
Politique.Fampihavanana ara-drazana any Nosy varika Olona 8000 no andrasana

Ny sabotsy 19 aogositra izao ao Nosy Varika no hanatanterahana ny antsoina hoe fampihavanana ara-drazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Aogositra 2017
Politique.Mikorontana ny fanjakana Hiova ny governemanta

Hisy fanovana ny mpikamban’ny governemata amin’ity herinandro ity raha ny loharanom-baovao iray. Tompon’ny teny farany anefa ny filoham-pirenena, ka asa na hihemotra indray na efa tongotra mby an-dakana ny azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Aogositra 2017
Politique.Jeunes Leaders Malagasy Misy ny lonilony politika hatramin’ny taona 2014

Efa misandrahaka manerana ny nosy ny JLM (Jeunes Leaders Malagasy) ahitana mpikambana tanora latsaky ny 45 taona izay manome lanja betsaka ny fanadihadiana politika eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Aogositra 2017
Politique.Fampihavanana ara-drazana Hotanterahina ao Nosy varika

Ny sabotsy 19 aogositra izao ao Nosy Varika no hanatanterahana ny antsoina hoe fampihavanana ara-drazana.

Hamaky ny tohiny
FTT