• Alatsinainy 14 Aogositra 2017
Politique.Marc Ravalomanana “Atahorana hiverina ny krizy”

Tsy navelan’ny fitondram-panjakana hankalaza ny faha-15 taonany indray tamin’ny alalan’ny prefen’i Toamasina Benandrasana Cyrille ny antoko Tiako I Madagasikara ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Aogositra 2017
Politique.Jean Omer Beriziky Marefo ny fahefam-panjakana

Tsy misy ny fitoniana eto amin’ny firenena satria miaina ao anatin’ny fahasahiranana tanteraka ny vahoaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Aogositra 2017
Politique.Kongresin’ny TIM -Toamasina Noraràn’ny fanjakana indray

Nolavin’ny fanjakana tamin’ny alalan’ny OMC ivondronan’ny prefektiora sy ny mpitandro filaminana ny fanatanterahana ny Kongresin’ny Antoko Tiako I Madagasikara sady fanamarihana ny faha-15 taona, izay hatao any Toamasina anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Aogositra 2017
Politique.Tantely Andrianarivo kandida Mikoropaka ny Arema

Nikorapaka ny lohandohan’ny mpisorona eo anivon’ny antoko Arema, tarihin’ny Amiraly Didier Ratsiraka nanoloana ny fanambarana nataon’ny praiminisitra teo aloha Tantely Andrianarivo ny maha kandida azy amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Aogositra 2017
Politique.« Force de changement » Miantso ny Emmoreg hiaro azy

Isan’ireo nasainay hanotrona ity ady hevitra mikasika ny zo sy fahalalahana haneho hevitra atao manomboka androany eto amin’ny Panorama Andrainarivo ity, hoy ny filohan’ny dinika ho fanavotam-pirenena (DFP), Tolojanahary Maharavo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Aogositra 2017
Politique.Fananganana ny filan-kevitry ny fampihavanana Raikitra sahady ny rombo

Tsy mangaraharaha fa misy fijerena tavan’olona ary misy resa-bola ihany koa io fifantenana ireo izay hiditra ao anatin’ny filan-kevitry ny fampihavanana Malagasy (CFM), raha ny fanehoan-kevitra nataon-Rakotomalala Henri na Riribe, filohan’ny fikambanan’ny gadra politika omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT