Politique

Olivier Rakotovazaha “Olona niaraka teny amin`ny kianjan`ny 13 mey ireo”


  • Alakamisy 18 Jolay 2019

Tsy nahataitra ny loholona Olivier Rakotovazaha raha toa ka voafidy sy lany zato isan-jato ny filohan`ny Antenimieram-pirenena ankehitriny, Christine Razanamahasoa.

 

 

 Tsy mahagaga izany, hoy izy, satria saika olona niaraka tamin`ny tolom-bahoaka 21 aprily 2018 tetsy amin`ny kianjan`ny 13 mey ny ankamaroan`izy ireo. Nivoaka indray io sary io tamin`ny fifidianana filohan`ny Antenimieram-pirenena. Notsipihany kosa fa ny demokrasia fantatra fa nisy ny fifidianana. Nivoaka ny vokatra dia manana ny maro an`isa ny IRD, misy ihany koa ny tsy miankina ary ny antoko Tiako I Madagasikara izay teny Analakely ireo tamin`ny taona 2018.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT