• Alatsinainy 22 Jolay 2019
Politique.Governemanta vaovao Hanahiran-tsaina an-dRajoelina…

Ny faran’ny herinandro teo no noheverina fa hitsanganan’ny governemanta vaovao taorian’ny nanendrena an’Atoa Ntsay Christian ho praiminisitra indray rehefa nametra-pialana ny 18 jolay,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Politique.Vondrona GPR Mihetsika ireo mersenera politika

Samy miketrika mafy ireo depiote eo anivon`ny Antenimieram-pirenena amin`izao fotoana izao. Nitsangana teo anivon`ny Antenimieram-pirenena ny vondrona parlemantera « Groupement parlementaire uni pour la République » (GPR).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Politique.Lesoka teto Madagasikara “Tsy nisy mpanohitra sahy nijoro”

Hanjaka eto Madagasikara amin’izay ny demokrasia, hoy ny solombavambahoaka, Alain Ratsimbazafy, raha nanontaniana ny heviny mikasika ny resaka fanoherana eto ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Politique.Fiainam-pirenena sy diplomasia Tena mbola mafy i Ravalo

Lasa any ampitan-dranomasina nihazo an’i Bruxelles sy Allemagne i Marc Ravalomanana, ka haharitra herinandro eo ho eo ny diany any, raha ny loharanom-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Politique.Governemanta sy ny tetikasa IEM Hisy ampahany ho vita raha teknisianina no eo

Naneho ny heviny mikasika ny firafitry ny governemanta vaovao, Atoa Feno mpandinika ny raharaham-pirenena, ary nambarany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Politique.Iray volana nitondran’ny PDS ao Toamasina I Raikitra ny kiantranoantrano sy ny aferafera…

Ny alarobia 17 jolay teo no nivory nifidy izay ho filohany ireo mpanolotsain’ny kaominin’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT