Finoana

Prefektioran' Antananarivo Akatona ireo fiangonana tsy mandefa taratasy fangatahana


  • Zoma 14 Aogositra 2020

Hatramin' ny niandohan' ny herinandro hatraty dia manodidina ny 150 hatramin'ny 170 ireo fiangonana nahatonga taratasy fahafahana misokatra eny anivon'ny prefektiora,

 

 

 hoy ny prefen'Antananarivo, ny jemeraly Angelo Ravelonarivo. Ho an'ireo fiangonana ivelan' ny faritra kosa dia eny anivon'ny distrika izy ireo no manao ny fangatahan-dalana hisokatra ary tsy misy sarany. Ho foanana avy hatrany kosa ny taratasy fahazoan-dalana hisokatra nandritra ny fihibohana ho an' ireo fiangonana tsy mahatonga izany taratasy izany eny amin'ny tompon’andraikitra. Raha tsiahivina dia ny fanomezana lisitra ho an'ireo tonga mivavaka, fetr'isa 50 isaky ny efitrano ary ny fanajana ny elanelana iray metatra sy ny fanasana tanana amin'ny rano sy savony no fepetra napetraka eny anivon' ireo toeram-pivavahana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT