- Alakamisy 26 Novambra 2020
Finoana.Arrupe Faravohitra “Foanana amin’ny fomba Kristianina ny herisetra”
Nirongatra tato ho ato ny herisetra atao amin’ny vehivavy na dia efa nisy foana aza tato ho ato,
Hamaky ny tohinyNirongatra tato ho ato ny herisetra atao amin’ny vehivavy na dia efa nisy foana aza tato ho ato,
Hamaky ny tohinyAndao hanangana fiarahamonina tsy mifanambaka fa azo atao eto izany, hoy ry zareo eo anivon’ny vovonana Antso fiarahamonina Kristianina na CRF-AFK
Hamaky ny tohinyTontosa omaly alahady 08 novambra tao amin’ny Fiangonana Loterana Tsaramandroso Ambony Mahajanga ny lanonana ara-piangonana nametrahana ny Filoha vaovaon'ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM), ny Pasteur Dr Rakotozafy Denis.
Hamaky ny tohinyTanterahina nanomboka ny 04 novambra ary hifarana amin'ny 08 novambra ho avy izao ny Kômity Synôda Lehibe (KSL) andiany faha-23 ataon'ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM), any Tsaramandroso Mahajanga.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny resabe niely teto amintsika mikasika ny fahafahan’ny lahy samy lahy na ny vavy samy vavy miaraka noho ny fandikana vilana nataona mpanao
Hamaky ny tohinyNampisavorovoro izao tontolo izao, indrindra, ny Kristianina na tiana na tsy tiana ny resaka fanambaran’ny Papa François mikasika ny fiarahan’ny vavy samy vavy sy ny lahy samy lahy farany teo na dia efa nandiso ny vaovao niniana naparitaka momba izany aza ny olobe mpitondra fivavahana eo anivon’ny EKAR.
Hamaky ny tohiny