Finoana

Fampivondronana ny Kristiana Fahombiazana no azon’i Madagascar 3M


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Fahombiazana tanteraka no azon’ny fikambanana Madagascar 3 M tamin’ny

 

 

alalan’ilay hetsika fampianarana sy fitoriana ny filazantsara nokarakarain’izy ireo teny amin’ny By pass ny faran’ny herinandro teo. Fiangonana mihoatra ny 25 isa raha kely no tonga nanohana ny antso izay nomarihin’ny pastera Ravoahangy Faly fa tena fahombiazana tokoa. Ankoatra ny fampianarana nomena ireo mpino dia anisan’ny hetsika iray nentina nanamarinan-toerana ny finoana ihany koa ity hetsika ity, hiorenan’ny mpandray anjara tsara amin’ny fankatoavana ny filazantsaran’i Kristy. Tsiahivina moa fa mpampianatra avy any ivelany avokoa no tonga nanohana ny antso tamin’ny taon-dasa raha mpitarika eo anivon’ny fiangonana teto an-tanindrazana mihoatra ny 6 kosa tamin’ity taona ity.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT