Finoana

Fikaonandoham-pirenena Manomboka mitondra ny anjara birikiny ny FFKM


  • Alatsinainy 19 Septambra 2022

Tonga namaly ny antson'ny FFKM na ny Fiombonan’ireo fiangonana Kristianina eto Madagasikara tetsy amin’ny Chapelle militaire Ampahibe ny sabotsy teo ny mpanao politika maro.

tsy nisy tonga nanatrika izany kosa ny avy amin’ny fitondram-panjakana, raha ny tati-baovao voaray teny an-toerana. Fanopoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fanavotana sy ho fanorenana indray ny firenena ary hitondrana am-bavaka ny asa rehetra izay ho tanterahana, ka hiarahan'ny departemanta sy ny filankevitra rehetra moa no notontosaina teny an-toerana, raha tsiahivina. Heverina ihany koa anefa fa manomboka ny anjara birikiny amin’ny fisantarana ny fikaonandoham-pirenena izay efa hanaovan’ny herivelona rehetra antsoavo ankehitriny ny FFKM nikarakara izao fotoam-pivavahana nanomboka ny sabotsy teo izao.
J. Mirija
Legende: Teny Ampahibe ny sabotsy teo
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT