• Alakamisy 02 Novambra 2023
TETIKASA FLY OVER. Fotodrafitrasa sy trano maro no tsy maintsy harodana

Foto-drafitrasa sy trano maro no tsy maintsy harodana eny Anosizato eny ato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023
TAKSIBE NIPOTSAKA TSINDRY HISATRA. Saika namono olona teny Mahamasina

Taksibe iray nisy mpandeha maromaro nidina avy any Ankadilalana hiazo an’Analakely

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Oktobra 2023
AMBOHIDROA. Jamba niampita, maty voadonan’ny fiara

Raim-pianakaviana jamba iray no fantatra fa maty voadonan’ny fiara kely nandalo teny Ambohidroa teny omaly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Oktobra 2023
ANTANDROKOMBY ANOSIZATO. Vehivavy nitaingina taxi-bisikileta, maty voahitsaky ny kamio

Vehivavy iray voalaza fa handeha hiasa, no maty voahitsaky ny kamio mpitaona biriky tetsy Antandrokomby

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
Lozam-piarakodia tany Ilaka Centre. Olona miisa 2 no maty, 18 naratra

Fiara fitateram-bahoaka na “Taxi-brousse” Sprinter avy any Ambositra hizotra ho any Sambava

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023
RN2-MOTO NIFATRATRA TAMIN’NY KAMIAO. Teratany vahiny iray namoy ny ainy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina indray omaly Alahady tany amin’ny lalam-pirenena faharoa,

Hamaky ny tohiny
FTT