• Talata 03 Jona 2025
MPANENDAKA TAXI MOTO. Tovolahy iray efa tena atidoha tratra tany Ambohimalaza

Mpamily taxi-moto iray no voaendaky ny mpanao ratsy teo Ampanengenana Fokontanin' Andranonomby,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2025
Fanafihana sy vono olona nahatsiravina. Ramatoa varira notaperina ny ainy, nentina ny lohany

Nitranga fanafihana mahery vaika narahina vono olona tao amin’ny Fokontany Vohikely,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Mey 2025
Tovovavy 20 taona hita faty teny Tanjombato. « Tsy mpivaro-tena ny havanay, ahiana ho niniana novonoina »

Nisehoan’ny zava-doza indray ny faritra Tanjombato, raha hita faty teny amin’ny Barrage

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Mey 2025
Nanatsatoka antsy ny olon-tiany. Voasambotra ihany i Johary

Ela ny ela fa voasambotra ihany i Johary ! Avy namono ny olon-tiany antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Mey 2025
Talatan’i Volonondry. Tovolahy 17 saika hangalatra fiara roa

Nikasa hangalatra fiara roa fa tsy nahavita Tsy mitsaha-mivoatra mankany amin’ny ratsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Mey 2025
Sekoly miaramilam-pirenena. Nankalazaina ny faha 102 taona

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fankalazàna ny faha 102 taonan’ny Sekoly

Hamaky ny tohiny
FTT