Mandrimena, Andoharanofotsy

Mpamily efa nitondra ilay fiara taloha ihany ilay mpangalatra


  • Alatsinainy 11 Aogositra 2025

Voasambotra ary notanan'ny mpitandro ny filaminana ilay mpamaky fiara

amin'ny andro alina tratra teny Mandrimena Mahalavolona, Andoharanofotsy. Mpiambina toerana mpamatsy solika raha tsiahivina no nahatsikaritra azy io ka nosamboriny avy hatrany sy niantsoany ny zandary avy ao amin'ny borigadin'Andoharanofotsy. Fiara miisa roa no efa voavakiny nandritra izany ary efa nahazoany "batterie, autoradio" sy kojakoja fampiasa amin'ny fiara maro. Fantatra moa fa vakiany ny jiro lehiben'ny fiara eo aloha entiny hanokafana ny "capot" hakàny ilay "batterie". Efa mpamily niasa tamin'ilay fiara iray teo aloha ihany moa ity voasambotra ity. Tombanana ho tsy an'asa intsony izy ka lasa nanaotao foana.
Pati
Légende : Vao mainka tsy hisy mpamelona ny vady aman-janak'ilay ranamana ity noho ny hadalany. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT