• Talata 20 Mey 2025
MASINDRAY AVARADRANO. Tratra tao ambany fandriana ilay mpamaky trano

Mpamaky trano iray no tratra tao ambany fandriana tany Miadamanjaka,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Mey 2025
Ambodilazana, Toamasina II. Ramatoa 52 taona, naolana lehilahy 20 taona

Ramatoa 52 taona monina ao Ambodilazana, Toamasina II, no nisy nanolana ny alahady teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Mey 2025
ZAZA VERY, VONO OLONA,…. Nilahatra nanao diabe ny olom-pirenena

Tsy mitombina intsony ny sain’ny olom-pirenena manoloana ny firongatry ny tsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Mey 2025
Fanafihana teny Ambohidratrimo. Lasan’ny jiolahy nirongo basy ny 80 tapitrisa Ariary

Nongotan’ireo jiolahy ny karakara vy na “grille de protection” tamin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Mey 2025
FAMONOANA VEHIVAVY IRAY TAO IKONGO. Sakaizany taloha ihany ilay iray, roa hafa voasambotra

Nitrangana vono olona feno habibiana tany Ambakaka, distrikan’Ikongo ny Alarobia 14 May lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Mey 2025
AMPEFILOHA. Lehilahy tratra nanosika moto halatra

Lehilahy iray no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Paositry ny Polisy etsy Ampefiloha

Hamaky ny tohiny
FTT