• Talata 06 Mey 2025
Soalazaina Ambatondrazaka. Mpanao kidnapping 3 maty, basy mahery vaika roa tratra

Basy marika kalachnikov AK47 misy bala 6 sy poleta iray no latsaka teo am-pelantanan’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2025
Mpanao «cash point» voatifitra. Voaroba ny vola 2.000.000 Ariary sy finday miisa 3

Lehilahy iray mpanao «cash point» na irony mpanakalo vola amin’ny finday

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Mey 2025
Mirongatra indray ny zaza very. Lasibatra na ny kely indrindra na ny miala sakana

Nentin’ny olona tsy fantatra i Kaylie anio hariva ( TTF : ny harivan’ny sabotsy teo)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Mey 2025
Olona maty notifirina tao Antsalova iray volana lasa. Holanjain’ireo Tandroy eny amin’ny lehiben’ny distrika anio

Na dia efa ho feno iray volana aza ankehitriny ny trangana fitifirana zaza tsy ampy taona

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Mey 2025
ZAZALAHY 16 TAONA. Nanolana zaza 3 taona, fianakaviana ihany

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tao Tanjonandriana, Ambohimanambola,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aprily 2025
TAPITRA NY COI. Miverina amin’ny heriny ny tsy fandriampahalemana eto Iarivo

Vaky trano teny Ivandry, vaky trano tetsy Tsiadana Lehilahy iray 33 taona

Hamaky ny tohiny
FTT