Fandriampahalemana

Kaominin’Ambohidratrimo Izao vao hahazo kaomisaria


  • Zoma 29 Janoary 2021

Napetraka omaly teny Ambohidratrimo ny vato fototry ny kaomisarian’ny polisy na “commissariat de police”

 

 

 

 voalohany eny an-toerana. Izao izany vao hahazo kaomisaria ny eny an-toerana. Maharitra 4 volana sy tapany ny asa fanamboarana ary tafiditra ao anatin’ny tetikasa “commissariat” miisa 24 manerana ny faritra izany, hoy ny fanazavana. Anatin’ny vinan’ny filoham-pirenena moa izy ity. Inoana sy antenaina fa hampandroso ny fandriampahalemana ao an-toerana ny fitsanan’izao fotodrafitrasa izao, hoy ireo tompon’andraiki-panjakana nanotrona teny an-toerana.


J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT