Fandriampahalemana

ISOTRY Nahatrarana lame maromaro ilay mpangarom-paosy


  • Zoma 25 Novambra 2022

Lehilahy miisa roa 18 taona sy 27taona no saron’ ny Polisin’ny UIR tetsy Isotry omaly rehefa nangarom-paosy.

Manatanteraka fidinana ifotony hatrany ny Polisy raha tsiahivina hamongorana ireo olon-dratsy mampijaly sy mampitaraina ny vahoaka mifamezivezy eto Antananarivo renivohitra. Nahitam-bokany izany ka izao nahatratrarana azy roalahy ireto izany izay tratra ambodiomby mihitsy. Tazan’ny Polisin’ny UIR tsy lavitra teo ny nanaovany izany asa ratsy izany ka nirotsaka an-tsehatra avy hatrany izy ireo nisambotra ireto farany. Rehefa natao ny fisavana dia nahatratrarana lame maromaro tany amin’izy roalahy. Noentina avy hatrany teny amin’ny Sut Tsaralalana moa izy ireo nanaovana fanadihadiana.
Nangonin’i Pati
Legende : Ireto izy roalahy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT