Jiolahy nandeha taksibe teny Betongolo

Voaroba ny finday sy volan’ireo mpandeha


  • Alarobia 27 Septambra 2023

Jiolahy miisa 3 no nandroba mpandeha tao anaty taksibe teny Betongolo,

raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Niakatra toy ny olon-drehetra teo amin'ny "Arrêt Bus" na fiantsonan’ny fiara mpitati-bahoaka teo amin’ny “Chapelle” na fiangonana eo Betongolo izy ireo ary rehefa tonga teo Ambohitrakely ilay fiara dia nandrahona avy hatrany ireo mpandeha rehetra tao anatiny ireo Jiolahy. Voaroba ny finday sy ny volan'ireo mpandeha rehetra. Rehefa azon'izy ireo izay notadiaviny dia nivoaka moramora ny fiara ireo olon-dratsy ka lasa nirifatra nandositra, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT