• Talata 09 Janoary 2024
Mpanendaka natahototra fitsaram-bahoaka. Nitsoraka tany anaty rano, tsy fantatra na maty na velona

Hay matahotra fitsaram-bahoaka ihany ireny mpanendaka ireny rehefa tena tapi-dalan-kaleha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Janoary 2024
ANDRANOMIELY ANKAZOBE. Maty notifirin'ny dahalo ny Ben'ny tanàna

Mbola mitohy ny tsy fandriampahalemana ao anatin’ny distrikan’Ankazobe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Janoary 2024
Fanafihana eny amin’ny RN4. Jiolahy 3 lavon’ny zandary

Nihampatrapatra ny faty tany amin’ny RN4 ny faran’ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Janoary 2024
FANAKORONTANANA TAO ANATY HOTELY. Lehilahy roa indray voasambotra tany Diana

Lehilahy miisa roa 19 sy 20 taona no voasambotry ny polisy miasa any amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Janoary 2024
Ambongabe Tsararano. Mpandraharaha iray hita faty teny an-dalana

Lehilahy mpandraharaha iray monina ao Berivotra 5/5 Tsararano

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Janoary 2024
JIOLAHY AVY NAMAKY TRANO. Tratra tamin’ny andro atoandro tetsy Anosy

Jiolahy miisa roa mpamaky trano 24 sy 20 taona no voasambotry

Hamaky ny tohiny
FTT