• Alakamisy 25 Janoary 2024
Mitohy ny fihantsian’ny dahalon’Ankazobe. Olona 3 nalaina an-keriny, 1 maty, 1 naratra,…

Tena manao ny hataony ny dahalo any amin’ny distrikan’Ankazobe no

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Janoary 2024
TOAMASINA. Mpitarika posy nitondra entan’olona nitsoaka

Raha mpitondra bajaj iray no voaendaky ny jiolahy tany Mahajanga tany afak’omaly Talata

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Janoary 2024
Hentitra ny Minisitry ny fiarovana. « Tsy miaro olon-dratsy ny Foloalindahy »

Manoloana ny fisiana miaramila miisa 5 voarohirohy amin’ny raharaha famonoana ny ben’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Janoary 2024
Fisolokiana avo lenta. 2 vavy tsara tarehy naka 8 hetsy tamin’ny cash point

Vehivavy tsara tarehy no tratra nisoloky 800.000 Ariary tamina Cash Point

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Janoary 2024
RANOHIRA. Tsy nisy naka ny fatin’ireo lehilahy roa nisy nanapa-doha

Nahitana fatin-dehilahy roalahy tapa-doha tao amin’ny fokontany Ambatomainty Kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Janoary 2024
ANKAZOMBORONA MAROVOAY. Ramatoa mpivaro-drongony voasambotra

Efa marobe ireo jiovavy eto amintsika amin’ny endriny maro samihafa amin’izao.

Hamaky ny tohiny
FTT