FIARA VERY TETO ANTANANARIVO

Tratran’ny zandary tany Ankazomborona ilay peugeot 307


  • Alarobia 28 Febroary 2024

Tsy ela tsy ela dia hita ilay fiara Peugeot 307 very teto Antananarivo,

rehefa nentin’ny mpamiliny nitsoaka ny 21 Febroary lasa teo. Ny alin’ny 22 Febroary lasa teo no 𝘵𝘳𝘢𝘵𝘳𝘢𝘯'𝘯𝘺 𝘻𝘢𝘯𝘥𝘢𝘳𝘺 𝘢𝘷𝘺 𝘢𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯'𝘯𝘺 borigadin’Ankazomborana 𝘵𝘢ny amin’ny 𝘭𝘢𝘭𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘧𝘢𝘩𝘢-04, 𝘗𝘒 470+200 io fiara io 𝘯𝘢𝘯𝘥𝘳𝘪𝘵𝘳a 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘴𝘢𝘷𝘢𝘯𝘢 nataon’izy ireo. Raha tsiahivina kely ny tantara dia ny 21 Febroary no nanaovan'ny tompony fangatahana fanampiana fitadiavana tamin'ny tambajotran-tseraseea Facebook ity fiara ity. Rehefa avy nanatitra ny zanany nandeha niasa tetsy Anosy mantsy ilay fiara dia tsy niverina intsony na dia nasaina nody aza ilay mpamily. Novonoin'ilay mpamily ny findainy nanomboka teo ka nametraka taratasy fitoriana sy filazana fahaverezana fiara ny tompon'ny fiara. Nisy nahatsikaritra anefa izy fa nizotra namonjy ny lalam-pirenena faha-04 ka io fiara voalaza io no nataon'ny zandary fampitam-baovao tamin'ireo namany. Lehilahy lehibe 53 taona natokisana, niasa tao amin'ny tompon'ilay fiara ihany ity nivadika ity.
Pati
Legende : Mety anya m-ponja ity Dadabe ity no hamarana ny androny raha hangalatra tahaka izao foana !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • MPILOKA AN-DALAMBE ENY
  • Zoma 24 Aprily 2026

ANALAKELY Nosamborin'ny

  • Saika hanafika mpanao
  • Zoma 24 Aprily 2026

"versement" Jiolahy 3 rotiky ny balan'ny

  • ANOSIMASINA ITAOSY
  • Alakamisy 23 Aprily 2026

Tovolahy iray matin'ny kodiaran-droa

  • Halatr'omby tsongonofotra
  • Alarobia 22 Aprily 2026

Nampangain'ny alikany ireo jiolahy

  • TRANGA HAFAHAFA
  • Alarobia 22 Aprily 2026

Nisy naka ny nofony tamin'ny fen'ilay omby velona

  • Mpamongady voatafika
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

tao Ambatolampy Tovolahy roa voatifitra,

Hijery ny tohiny
FTT