• Alakamisy 14 Martsa 2024
Tovolahy nifampitadiavana. Hita faty omaly i Steeve

Hita faty omaly ny tovolahy iray, 31 taona, avy eny Merimandroso Itaosy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2024
FAKANA AN-KERINY OLONA VARIRA. Nahatratra 21 ny 2023, tafakatra 5 ireo namoy ny ainy

Miaina anaty tebiteby isan’andro ireo olona manana toe-tena

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2024
Ramidy mpikamban’ny CFM. Nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana

Tsy milamina ny tany ! Maty nisy namono tamin’ny fomba feno

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2024
Andohatapenaka. Mpitondra taxi-moto notifirin'ny "client", bala roa no ao amin’ny lohany

Nandriaka ny ra teny amin’ny digue Andohatapenaka omaly 11 martsa 2024 takariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2024
Fisandohana sy fisolokiana avo lenta. Mpisandoka ho manamboninahitra voasambotra

Lehilahy iray 42 taona efa nigadra in-droa miantaona ny 2020 sy 2021 noho

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2024
Tsy fandriampahalemana. Nidoboka eny Tsiafahy ireo roalahy namono mpitondra Taxi-moto

𝘔𝘱𝘪𝘵𝘰𝘯𝘥𝘳𝘢 𝘵𝘢𝘹𝘪-𝘮𝘰𝘵𝘰 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘢𝘰 𝘻𝘰𝘵𝘳𝘢 𝘦𝘯𝘺 𝑨nosizato 𝘯𝘰 𝘵𝘳𝘢𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘷𝘦𝘭𝘢𝘮-𝘱𝘢𝘯𝘥𝘳𝘪𝘬'𝘪𝘳𝘦𝘰

Hamaky ny tohiny
FTT