MAHITSY

Tovolahy 19 taona no mpamatsy rongony ireo tanora namany


  • Zoma 17 Mey 2024

Tovolahy iray vao 19 taona monja no fantatra fa mpamatsy rongony ireo namany ao Mahitsy,

distrikan’Ambohidratrimo. Nosamborina ny 14 May lasa teo ny anaolahy rehefa nahazoana fitarainana maro ka fantatra fa nahitana harona sachet plastika mainty miisa 99 tao aminy. Nitsinjarany ireo rongony nilanja 33,800 kilao hita tao an-tranony ireo harona sachet plastika ireo. Ao aminy ireo tanora eny amin'ny manodidina no mividy rongony hoy ny vaovao. Efa nalefa eny am-ponja vonjimaika moa ny anaolahy miandry ny fitsarana azy.
Pati
Legende : Ity ilay ranamana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT