Fampiasana basy sy tafondro

Nifanakalo traikefa ny tafika frantsay sy malagasy


  • Alatsinainy 13 Mey 2024

Nifanakalo traikefa sy nanamafy ny fahaiza-manao amin'ny fampiasana basy sy tafondro

tamin'ny tafika frantsay ny tafika malagasy, raha ny fampitam-baovao voaray avy eo anivon’ny minisiteran’ny foloalindahy ny sabotsy teo. Teny amin'ny «Centre d'instruction» Foibem-pibaikoana eny Tampoketsa no nanatontosana izany. Ry zareo eo anivon’ny «Bataillon d'appui feu» na ny tafika mikirakira ireo fitaovam-piadiana etsy Ampahibe moa no isany tazana teny an-toerana. Isan’ny fanontaniana mipetraka etsy ankilan’izay ny hoe ho fanamafisana ny ady atao amin’ny tsy fandriampahalemana sy asan-dahalo izay mirongatra amin’izao ve izy ity sa antony hafa? Andrasana hatrany ny fanampim-baovao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT