• Alakamisy 28 Septambra 2023
Fikambanan’ny mpianatry ny Oniversite. « Tahina Razafinjoelina no mahavita manatsara ny fampianarana eto »

Fikambanana mpianatra avy amina oniversite miisa telo dia : Toamasina, Fianarantsoa ary Toliara no nisantatra ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2023
Mpampianatra Malagasy. 3% no mahafehy teny frantsay sy malagasy

Niteny anareo izahay tamin’ny herinandro, hoy ny Sendikan’ny mpampianatra malagasy na SEMPAMA, fa petatoko

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Septambra 2023
Taom-pianarana 2022-2023 eny Ankatso. Hofaranana ny 31 oktobra noho ny grevy

Hofaranana ny 31 oktobra izao ny taom-pianarana 2022-2023 eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Septambra 2023
Nigrevy indray ny Politeknika. Mitaky ny hiverenan’ny fampianarana

Efa 5 volana izao no tsy nisy fampianarana vanona intsony teny anivon’ny sekoly ambony politeknika Vontovorona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Septambra 2023
SEKOLY AMBONY UPRIM. Nandefa mpianatra 8 nanohy fianarana any Chine

Betsaka ireo tanora nahavita fianarana eto amintsika no tsy mahita asa araka ny fahalalana azony akory.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023
TRANGA TENY ANKATSO SY MAHAMASINA. Iza avy no tompon'andraikitra, ampiharo ny lalàna

Nanamarika no sady nanamaloka ny herinandro lasa iny ny tranga roa teto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT