• Zoma 19 Jolay 2024
TAOM-PIANARANA 2024-2025. Hanomboka ny 09 Septambra ho avy izao

Namoaka ny tetiandro momba ny taom-pianarana vaovao 2024-2025 ny Ministeran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2024
ST MEETFP. “Tsy mitsahatra mitotongana ny fampianarana teknika sy fanofanana arak’asa”

Nanao antsoavo ho an’ny filohan’ny repoblikan’i Madagasikara sy ny praiminisitra lehiben‘ny governemanta

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2024
LAZA ADINA BAKALOREA MISY MIVAROTRA. Fitadiavam-bola miaro fisolokiana, hoy ny polisim-pirenena

Misy milaza ho mahita laza adina Bakalorea sahady ary mivarotra izany ao anaty

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2024
Fanadinam-panjakana mikorotan-dava. « Tsy hisy bakalorea labozia sy laza adina miparitaka mialoha amin’ity»

Tsy hiverina intsony amin'ity taona ity ny fanadinana amin'ny jiro labozia mandritra ny fanadinana bakalorea,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2024
VAKANSY LEHIBE- KAOMININA IVATO. Hahazo « cours d’anglais » maimaim-poana ny tanora

Betsaka ireo tanora manana traikefa nefa tsy mahafehy teny vahiny no tsy tafiditra miasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2024
Famoahana laza adina BEPC nialoha. Mpampianatra 1 vosambotra, mpiadina 18 naato

Mpampianatra iray antsoina hoe : R.C. vao 25 taona,

Hamaky ny tohiny
FTT