Fampianarana

Fidiran’ny mpianatra Hanampy ireo Ray aman-dReny tsara vintana ny Airtel


  • Alarobia 14 Septambra 2022

Tsy misy izay tsy mitaraina amin’izao ny isan-tokantrano fa mbola mivoaka sempotra mihitsy manoloana ny fiatrehana ny fidiran’ny mpianatra.

Tsy manadino azy ireny ny orinasam-pifandraisana Airtel indrindra fa ho an’ireo mpanjifany. Mikarakara ilay hetsika oio izy ireo ankehitriny ka tsotra ny fandraisana anjara amin’ilay lalao. Alefa sms any amin’ny laharana 281 io soratra io amin’ny sarany 5.000 Ar. Efa nanomboka tamin’ny volana jolay teo ny hetsika ary tsy hifarana raha tsy amin’ny tapak’ity volana septambra ity. Misy amin’ireo mpandray anjara araka izany no mety hahazo lelavola hatrany amin’ny 200.000 Ar isam-bolana raha manodidina ny 75 isa eo ho eo kosa ireo mpandray anjara hahazo tombony amin’izany. Tsiahivina moa fa efa nikarakara ilay lalao Fetibe Airtel sy cash point millionaire ihany koa ny Airtel. Tanjona tamin’ity farany ny mba hahafahan’ny olona mametraka na mampiasa vola amin’ny alalan’ny Airtel Money izay efa nizarana loka mihoatra ny 21 tapitrisa Ar.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT