- Alakamisy 06 Jolay 2023
Fampianarana.Taom-pianarana 2023-2024 Hiditra amin’ny 04 septambra ny mpianatra
Efa nivoaka sahady ny tetiandrom-pianarana amin’ny taom-pianarana vaovao 2023-2024. Raha araka ny fantatra dia amin’ny 21 aogositra ny fidirana ho an’ireo mpandraharaha rehetra.
Hamaky ny tohiny
