• Talata 04 Jolay 2023
Fampianarana.Mpanala BEPC tetsy Ampefiloha Nahazo tohana avy amin’ny polisim-pirenena

Feno mpiadina hiatrika ny fanadinam-panjakana BEPC tsy afaka nody atoandro tetsy Ampefiloha akaikin'ny Minisiteran'ny filaminam-bahoaka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2023
Fampianarana.Mpanala Fanadinana BEPC Miisa 4 ireo teratany vahiny, misy manana olana ara-batana 47

Hotanterahina manomboka anio alatsinainy 03 jolay haharitra efatra andro ny fanadinam-panjakana BEPC manerana ny tanin’ny Repoblika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Jona 2023
Fampianarana.Fikasihan-tanana Sefo Cisco tao Marolambo

Efa misokatra ny fanadihadiana, hoy ny minisitry ny fanabeazana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2023
Fampianarana.Hanangana « Cellule de crise » ny SECES • Tsy mila fitanisana dingana fa vahaolana

Ambany vahohon’ireo tsy Malagasy ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2023
Fampianarana.Antananarivo Avaradrano Nahazo EPP ny ao Ambohitrandriamanjaka

Notokanana omaly ny EPP ao Ambohitrandriamanjaka, fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Avaradrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2023
Fampianarana.CEPE 2023 Fanadinana tao anaty fahasahiranana

Samy sahirana avokoa ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy. Ireo zavatra tsy azo hialana sisa no tsy maintsy hatao sy karakaraina toy ny fanohanana ireo zanaka hiatrika ny fanadinam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT