• Talata 11 Jona 2024
Mpianatra mendrika amin’ny Bakalorea eto Iarivo. Hahazo vatsim-pianarana any Italie izay mahazo « mention très bien »

Hahazo vatsim-pianarana miazo an’i Italie ireo mpianatra izay nitsidika ny fampirantiana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2024
ADINA ARA-PANATANJAHANTENA BAKALOREA. Nanomboka omaly ny teto an-drenivohitra

Nanomboka omaly Alatsinainy 10 jona ny adina ara-panantajahan-tena Bakalorea ho an’ny eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2024
Mpianatra nianjera. Namoy ny ainy rehefa nasiana fanatoranana

Mpianatra 6 taona tao amin’ny La clémence Ambanidia no nianjera ka nisy fahatapahana ny tanany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Jona 2024
ALASORA, AMPITATAFIKA, TALATAMATY. Hanome sakafo ireo mpiadina hiatrika CEPE

Toy ny fanaony isan-taona dia ne sakafo ireo mpiadina hiatrika ny fanadinam-panjakana CEPE hotanterahina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Jona 2024
Fampianarana.EXPOSITION ANNALES BACC 2024" Hatao tetsy Analakely manomboka anio

Hotanterahina etsy amin'ny Parvis Analakely manomboka anio Alatsinainy 10 jona

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jona 2024
LISEA TSY MIANKINA LE NID ADO-BETAFO. Feno 55 taona, hanangana laboratoara roa

Hankalaza ny faha 55 taona niorenany ny lisea tsy miankina le Nid Ado ao Betafo.

Hamaky ny tohiny
FTT