Mpianatra mendrika amin’ny Bakalorea eto Iarivo

Hahazo vatsim-pianarana any Italie izay mahazo « mention très bien »


  • Talata 11 Jona 2024

Hahazo vatsim-pianarana miazo an’i Italie ireo mpianatra izay nitsidika ny fampirantiana

karakarain’ny kaominina Antananarivo renivohitra nanomboka omaly etsy amin’ny Parvis ka mahazo mention tres bien. Hahazo loka goavana ihany koa ireo izay mahazo mention bien hoy ny filohan’ny delegasionan’Antananarivo renivohitra. Tsiahivina kely moa fa nisokatra tamin'ny fomba ofisialy omaly Alatsinainy ity hetsika ity, hifarana ny 15 Jona ho avy izao. Tanjon’ny mpikarakara moa ny hametraka ny endri-panabeazana eto Antananarivo indrindra fa ny eo amin’ny lafiny maha-olona, ara-tsaina, ara-batana ary ara-panahy. Ahitana "sujet type corrigés" ho an'ny mpanala fanadinana serie A, OSE, D, C, izay heverina fa hifanakaiky amin'ny fanadinana bakalorea moa mandritra ity hetsika ity.
Pati
Legende : Marobe tahaka ireo mpianatra nitsidika ny hetsika omaly !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT