Fampianarana

EXPOSITION ANNALES BACC 2024" Hatao tetsy Analakely manomboka anio


  • Alatsinainy 10 Jona 2024

Hotanterahina etsy amin'ny Parvis Analakely manomboka anio Alatsinainy 10 jona

hatramin'ny 15 jona ho avy izao ilay fampirantiana Sujets types Bacc sy Corriges ho an’ny mpianatra ao amin’ny kilasy famaranana sokajy L,S, C, OSE ary G2 eto Antananarivo renivohitra arahina fanomezana torolalana avy amin’ny mpampianatra. Tanjona amin’izany moa ny mba hahafahana manampy ny mpianatra sy ho fampiakarana ny taham-pahafahana Bakalorea eto amin'ny Kaominina Antananarivo renivohitra. Anio Alatsinainy 10 Jona aorian'ny fananganan-tsaina fanaon'ny Kaominina no hanatanterahana ny fanokafana ny hetsika amin'ny fomba ofisialy izay hotarihan'ny Filohan'ny Delegasionina manokan'ny tanànan'Antananarivo.
Pati
Legende : Hanampy ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana Bakalorea ny kaominina !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT