Mpianatra nianjera

Namoy ny ainy rehefa nasiana fanatoranana


  • Talata 11 Jona 2024

Mpianatra 6 taona tao amin’ny La clémence Ambanidia no nianjera ka nisy fahatapahana ny tanany,

hoy ny fampitam-baovao voaray tamin’ny filohana antoko politika sady mpandraharaha iray omaly. Nentina tao amin’ny CHU-JRA Ampefiloha mba hasiana fanitsiana na «plâtre» ilay zaza, hoy ny fanazavana. Salama vatana tsara ary nandeha tsara niditra tao amin’ny «urgence» na vonjitaitra. Vao nasiana «anesthésie» na fanatoranana anefa dia namoy ny ainy. Mampalahelo fa amiko dia tena tandrevaka tafahoatra izany ary mihatra amin’ny aina, hoy hatrany ity nampita ny vaovao ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT