• Talata 17 Jona 2025
LISEA VAOVAO AO .AMBAVAHADITOKANA Handraisana mpianatra amin’ny taom-pianarana vaovao

Efa ny 70%-n’ny asa fanamboarana ilay lisea vaovao ao amin’ny Fokontany Amboatavo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2025
ASAMA AVOTRA ANOSIPATRANA. Mpianatra 7 tamin'ny 60 no nitsoaka an-daharana

Mpianatra miisa 7 tamin'ireo 60 isa noraisina hianatra maimaim-poana eo anivon'ny Asama Anosipatrana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jona 2025
Fampiroboroboana ny teny Anglisy. Manamafy ny fanohanany ny Masoivoho Amerikanina

Mpampianatra teny anglisy maherin’ny 100 no nandray anjara tamin’ny fiofanana iraisam-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jona 2025
EPP ROA AO IVATO. Nasiam-panavaozana, notolorana dabilio

Nasiam-panavaozana ny efitranon- tsekoly maromaro ao anatin’ireo sekoly ambaratonga

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jona 2025
DOWN SYNDROME MADAGASCAR. Ankizy trizomika 21 nahavita fiofanana ara-informatika

Andro niavaka ho an’ireo ankizy manana toe-tena trizomika 21 ny andron'ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jona 2025
SEKOLIM-PANJAKANA. Be ny manahy fiakaran’ny saram-pisoratana anarana

Raha efa tapitra nampiakatra ny sara-pisoratan'anarana sy ny saram-pianarana aloha

Hamaky ny tohiny
FTT