• Talata 13 Mey 2025
GYMNE BEPC AO AVARADRANO. Tsy misahirana mankeny Andralanitra intsony ny mpiadina

Lasa ambohim-pihaonan’ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana BEPC ny ao Isahafa kaominina Anosy Avaratra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Mey 2025
ADINA ARA- PANATANJAHANTENA BEPC. Nitrangana toe-javatra hafahafa tany Ambohidratrimo

‎ ‎Nitrangana toe-javatra hafahafa tany Ambohidratrimo omaly Talata 06 May

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2025
TAOM-PIANARANA VAOVAO 2024-2025. Niakatra ny saram-pianarana, efa manomboka ny fisoratana anarana

Nampiakatra saram-pianarana ny ankamaroan’ireo sekoly tsy miankina eto

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2025
MPIANATRA 5 MATY TANY MAHAJANGA. Nifona ireo mpanabe, hatsangana ny tsangambato fahatsiarovana

Manoloana ilay tranga nahafatesana ankizy mpianatra 5 mianadahy nandritra ny dia fibeazana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Mey 2025
HERISETRA ANY AN-TSEKOLY. Ny 58%-n’ny mpianatra Malagasy no efa lasibatra

Ny 58%-n’ny mpianatra Malagasy no fantatra fa efa lasibatry ny herisetra an-tsekoly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aprily 2025
EPP ANKADIVATO. Nahazo dabilio 48, notolorana loka ireo mpianatra mendrika

Nahazo dabilio miisa 48 ny sekoly ambaratonga fototra etsy Ankadivato Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
FTT