• Alatsinainy 03 Mey 2021
Fampianarana.Fanabeazana Miverina an-tsekoly ireo hiatrika fanadinam-panjakana

Mitovitovy tamin’ny zava-nisy herintaona lasa izay no mitranga eo amin’ny sehatry ny fampianarana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aprily 2021
Fampianarana.Sekoly tsy miankina Hosaziana ireo tratra mandika ny lamina efa napetraka

Nitondra ny fanampim-panazavana mikasika ny tohin’ny fampianarana eny anivon’ny sekoly tsy miankina ny Talen'ny ONEP, Atoa Marcellin Tsarasidy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aprily 2021
Fampianarana.Mpampianatra FRAM, Cisco Tana ville “0 ariary no noraisina tao anaty 6 volana”

Nitokona nanoloana ny lisea JJ Rabearivelo tetsy Ambodifilao omaly ireo mpampianatra FRAM,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aprily 2021
Fampianarana.Fampianarana ambony Maro ireo zavatra mbola tsy voalamina

Tsy mbola mivahana ny olan’ny Anjerimanontolo. Mikorontana tanteraka ny “digitalisation”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aprily 2021
Fampianarana.Mikatona ny DREN Analamanga Mpiasa maro voan’ny covid 19

Mihanaka ny valanaretina coronavirus. Toeram-piasana sy orinasa maro no voakasika amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Martsa 2021
Fampianarana.Faritra Atsimo Hahazo sekoly vaovao 12 isa

Hahazo sekoly vaovao miisa 12 ny any amin’ireo faritra telo any Atsimon’i Madagasikara dia ny Faritra Anosy,

Hamaky ny tohiny
FTT