• Alatsinainy 26 Aprily 2021
Fahasalamana.CSB II Andoharanofotsy Marary 21 ahiana ho voan’ny Covid 19 ny sabotsy teo

Mbola nahatratra 39 isa ihany ireo olona tonga nanatona ny CSB II Andoharanofotsy tamin’ny Sabotsy fotoana nandalovanay teny an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aprily 2021
Fahasalamana.Varo-maizina fanafody Olona 6 nidoboka am-ponja, fitahirizam-panafody iray nakatona

Natomboka omaly ireo hetsika fanaraha-maso notarihin’ny Minisiteran' ny Fahasalamam-bahoaka (MINSANP) ka niarahan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aprily 2021
Fahasalamana.Vaksiny- “Chaine de froid” sy “séquenceur d’ADN” Tsy mbola tafapetraky ny Fanjakana hatramin’izao

Iray volana mahery izay no nisian’ilay taratasin’ny Filoha naka ny hevitry ny Akademiam-pirenena momba ny fitsaboana (ANAMEM)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Aprily 2021
Fahasalamana.Fahasalamana sy fitsaboan-tena Efa tsy natao ho an’ny sarambabem-bahoaka intsony

Mampitaraina sy mampikolay vahoaka ny fitsaboana marary eto Madagasikara. Hatramin’ny olona sokajiana ho manan-katao aza vaky vava,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Aprily 2021
Fahasalamana.Famotehana tsimokaretina na “virus” Haingam-piasa kokoa ny rano sy savony

Fanontaniana tsara apetraka mihitsy ny hoe “inona no tokony hanasana tanana rehefa hisoroka aretina azo amin’ny lalan-drivotra?”,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aprily 2021
Fahasalamana.Dr Edmond Rakotomalalala “Niandry kely aloha aho vao namaly ny antson’ny Filoha”

Vahiny manokan’ny fahitalavitra Real TV ny Dr Edmond Rakotomalala omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT