• Alatsinainy 12 Jolay 2021
Fahasalamana.FITRAMA-HAFARI Hanampy ireo mpatory an-dalana vonon-kiarina

Ankoatra ny asa fitsaboana ny mpiray tanindrazana manoloana ireo karazan’aretina maro samihafa toy ny Variant Delta, ny Covid 19 dia fantatra fa hijery akaiky ireo mpatory an-dalana ihany ny orinasa mpitsabo Malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jolay 2021
Fahasalamana.Mangarahara eny amin’ny CSB II Tsy maintsy hatao peta-drindrina ireo fanafody maimaimpoana

Tsy maintsy hatao peta-drindrina na afisy manomboka izao ireo fanafody maimaim-poana na vidiana amin'ny vidiny mirary amin'ny alalàn'ny FANOME (Fandraisana Anjara NO Mba Entiko)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jolay 2021
Fahasalamana.Nitondra fanamarihana ny OMS Afrika Mbola ho dinihana tsara aloha ny momba ny CVO+ Curatif

Namoaka fanamarihana omaly ny Biraom-paritry ny sampandraharahan’ny firenena mikambana momba ny fahasalamana (OMS) misahana an’i Afrika fa tsy mbola nisy hatreto aloha ny fanafody

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Jolay 2021
Fahasalamana.Aretin’ny vanin-taolana mirongatra Vokatry ny ra maloto, azo sitranina tsy hiverina intsony…

Maro ireo karazan’aretina mirongatra amin’izao vanim-potoanan’ny ririnina izao. Anisan’ny tena mahazo vahana raha araka ny fanazavan’ny mpitsabo nentim-paharazana (Tradipraticien) Rakotondranaivo Jean Pierre

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Jolay 2021
Fahasalamana.Kaominina Alasora Nahazo fitaovana ny maternité sy ny CSB II

Nahazo fitaovana ny CSB II sy ny maternite ao anatin’ny kaominina Alasora, distrikan’Antananarivo Avaradrano. Ny fikambanana AFF na ny Andry Fototry ny Fampandrosoana no angady nananana sy vy nahitana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Jolay 2021
Fahasalamana.Hopitalin’ny zaza Tsaralalana Mandray marary8 hatramin’ny 20 isan’andro ireo

Mirongatra ireo karazan’aretina maro samihafa amin’izao vanim-potoanan’ny ririnina izao. Ankoatra ny aretin’ny taovam-pisefoana izay maro mpahazo ny ankizy tokoa ary miteraka fahasemporana

Hamaky ny tohiny
FTT