• Talata 17 Aogositra 2021
Fahasalamana.Fahasalamam-bahoaka Nampanantena fa hiasa mafy ny minisitra vaovao

Tontosa soamantsara omaly ny famindram-pahefana teo amin’ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka teo aloha ny Profesora Rakotovao Hanitrala Jean Louis sy ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Aogositra 2021
Fahasalamana.Vaksiny - Covid 19 Tonga ny Astrazeneca 200 000 isa nomen’ny Frantsay

Omaly alahady 15 aogositra maraina no nigadona teny Ivato ny fiaramanidina mpitatitra entana an’ny Turkish Cargo nitondra ireo vaksiny fanefitry ny Covid 19 dia ny Astrazeneca izany;

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aogositra 2021
Fahasalamana.Zaza feno 10 taona Nanampy zaza marary miisa 10 isaky ny hopitalin-jaza

Amin’ny fo feno fifaliana no hisaorana anareo rehetra tamin’ity anio ity noho ireo firarintsoa maro be nataonareo fa faly be Itokiana namaky ny hafatra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Jolay 2021
Fahasalamana.Vaksiny Johnson & Johnson Tonga omaly, tsindrona iray dia milamina

Tonga omaly talata 27 jolay teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenana Ivato ny vaksiny Johnson & Johnson izay tsindrona indray mandeha tsy ilana famerenana miisa 302 750 izay

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jolay 2021
Fahasalamana.Hatramin’izay nisian’ny Covid 19 Nitombo 50% ireo olona tratry ny aretina alzeihmer

Nitombo 50% ireo olona lasibatry ny aretina Alzeihmer teto amintsika tato anatin’ny 2 taona, hatramin’ny nisian’ny valan’aretina Covid 19.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Jolay 2021
Fahasalamana.Mpiasan’ny CTC tsy nahazo karama Manome 48 ora ny fanjakana hamoahana ny vola

Nanao antso nanoloana ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka etsy Ambohidahy omaly ireo mpitsabo teo anivon’ireo CTC nandritr’izao hamehana ara-pahasalamana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT